Fianarana amin'ora izay mampalalaka anao
 Faharetam-pianarana 2 ora sy sasany
  Ianao no misafidy sy mamaritra ny fotoana mety aminao
Ianao ihany koa no mamaritra ny habetsahan'ny cours izay afaka atao anatiny herinandro (miankina @ budget sy fotoana anananao) 
2h30/cours + entimody (devoirs)
(Mila manoratra @ tompon'andraikitra foana isaky ny vonona).
 Safidina